4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raozy fotsy mavokely - Ny Nanahary

    Raozy fotsy mavokely

    Ianareo ramatoakely

    Kanto soa mahate hijery

    Ka tiako hafarana kely



   Maro dia maro irony lolo

   Maro be samy hafa volo

   Tsy misy lolo antanety

   Ka tsy handosirana raha mety



   Raha jerena toa bikàna

   Ny masonao toa tamara

   Ny fitafy ara-damaody

   Moa va? moa va tsy katalaogy?



  Hoy ianao: dokotera !

  Hoy ianao: injeniera !

  Hoy ianao: inspektera !

  Nefa inona saomera !!!



  

Partager raozy fotsy mavokely

Commenter raozy fotsy mavokely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite